FANAMARIHANA: Nohon'ny voina nahazo an'izao tontolo izao (Covid19) izay nampihidy tanteraka ny sisin-tany dia hitohy tsy ho
ela indray ny fotodrafitr'asa. Mihemotra kely noho izany ny fandaharana rehetra ka hiroso tsy ho ela isika. Izahay mpikarakara moa nandritra izany dia tsy nitsahatra nanao ny fanomanana ny
taratasy aram-panjakana rehetra ka ho avy ny mpamatsy vola hikarakara ny rehetra satria efa tafiditra ho laharam-pahamehana (priorité) ny Faritra Diana (Antsiranana)!
"Izay maharitra vadin'andriana !" ary "Andriamanitra tsy andrin'ny hafa, fa andriko ihany"