Professional Training Center for Sustainable Development and Environment
Le Centre de Formation Professionnelle en Développement Durable et Environnement ou "CFPDDE" est créé par MADASUN D.I.R.M. pour répondre aux besoins de formation du paysannat malgache par la formation professionnelle qui témoigne de l'innovation la plus importante.
Afin d’orienter les dispositifs de formation selon les besoin du pays et ainsi d’améliorer l’employabilité des jeunes producteurs, le nouveau dispositif de formation doit être fondé sur l’implication forte des branches professionnelles. Le renforcement de la structuration de cette branche professionnelle nouvellement créée par MADASUN D.I.R.M., est une condition sine qua none de la réussite et de la pérennité du projet. Les programmes de formation ont été définies les compétences attendues et que sont élaborés . Des centres de formation spécialisés vont être construits… Ces axes redéfinissent la politique de formation professionnelle pour les cinq prochaines années !
Aujourd'hui, MADASUN D.I.R.M. participe au développement du milieu rural.
Ses dirigeants sont convaincus que si nous voulons que tous les Malgaches soient réellement prospères (dirigeants, associations, entreprises, voire citoyens ordinaires), prendre soin de nos agriculteurs devrait être une priorité, en leur donnant une importance économique et sociale.
Auparavant c’était une honte de les appeler "paysans" car leur valeur sociale leur était cachée. Ne sont-ils pas maintenus dans l'ignorance et, comme tous les orphelins, mis à l'écart sans ne se soucier de rien?
Nous devons changer ce stéréotype rigide pour pouvoir nous donner mutuellement une chance de travailler ensemble pour donner à nos agriculteurs la place qui leur revient, informations que MADASUN DIRM s'efforcera d'obtenir sera établie sur l’ensemble de l’île par le biais de son "village écologique productif et autonome" ou "ville autonome et indépendante".
Cependant, il faut une planification et une préparation minutieuses ainsi qu’une formation et une formation à long terme pour atteindre cet objectif.Cela inclut la formation que nous proposons dans les municipalités où les jeunes (âgés de 18 à 50 ans) sont formés dans la communauté. Les adolescents urbains, en particulier ceux vivant à Antananarivo, ont été exclus, alors nous avons fait l'annonce suivante.
Ry Malagasy mpiray tanindrazana, indrindra fa ianareo tanora!
Ankehitriny dia mirotsaka an-tsehatra amin'ny fampandrosoana sy fampiroboroboana ny tontolo ambanivohitra ny MADASUN D.I.R.M.
Ny tompon'andraikitra ao aminy dia resy lahatra fa raha te hampandroso marina ny firenentsika isika malagasy rehetra (na mpitondra, na Fikambanana, na orin'asa, eny na olon-tsotra aza), dia tokony hanao ho laharam-pahamehana ny fikarakarana ny tantsaha ka hanome lanjany azy ireo eo amin'ny sehatra ekonomika sy sosialy.
Teo aloha mantsy dia henatra ny mitonona hoe "Tantsaha", satria nafenina tamin'izy ireo ny lanjany teo amin'ny fiaraha-monina. Moa tsy natao an-kilabao hatrany va izy ireo ka ny sisim-bala no toerana nametrahana azy, toy ireo kamboty rehetra tsy misy mpiahy sy mpikarakara.
Raha nitonona kosa ianao hoe "Mpampianatra, na Injeniera, na Direktera, na Dokotera..." dia sady nieboebo no nanao raha-matahora ary ny ankamaroany aza dia mbola nanao kely tsy mba mamindro ka nitavana ny hany fananan-kelin'ireo kamboty tsy manam-pidiny ireo.
Tokony ovaina tsy misy hatak'andro izany foto-pisainana mirefarefa amin'ny tany izany ka andao hifanome tànana sy hiara-hientana isika mianakavy hametraka ny tantsahan-tsika eo amin'ny tena toerany sy ny satro-boninahiny ao amin'ny fiaraha-monina vaovao izay ho ezahan'i MADASUN D.I.R.M. hapetraka manerana ny nosy amin'ny alalan'ny foto-drafitr'asany "éco village productif et autonome" na "Tanàna mamokatra sy manana ny fahaleovan-tenany".
Mila fanomanana matotra sy maty paika an-daniny ary fampiofanana sy fitaizana lavitr'ezaka ankilany anefa vao mety ho tratra izany tanjona izany.
Anisan'izany ny fampiofanana izay karakarainay any amin'ireo Kaominina Ambanivohitra izay ampiofanana avy hatrany ireo Tanora (18 ka hatramin'ny 40 taona), monina ao amin'izany kaominina izany.Tsy diso anjara koa ireo Tanora monina an-tanan-dehibe, indrindra fa ireo monina manodidina an'Antananarivo ka nanaovanay ity filazana manaraka ity.
LALAN-TOKANA AHATONGAVANAO HO “GENTLEMAN FARMER” NA INONA NA INONA NY TOERANA ARA-TSOSIALY MISY ANAO, KA MAHAFENO IRETO FEPETRA TAKIANA MANARAKA IRETO IANAO:
• Teratany Malagasy;
• Feno valo amby folo taona nefa tsy mihaotra ny dimampolo taona;
• Salama vatana sy saina ary mahafehy tena tsara ary manana finiavana handresy hatrany eo amin’ny fiainana;
• Manana fitiavana tanindrazana, ny tany sy ny zavaboary misy eo aminy;
• Tia miaina eny amin’ny tontolo ambanivohitra;
• Te-hiasa sy ho matihanina eo amin'ny seha-pamokarana fambolena sy fiompiana;
• Te-hanana falalahana ara-bola ary tsy miankin-doha amin'ny hafa;
• Tia fivoarana sy Fandrosoana;
• Maniry hanana tany ho volena sy trano ho anao sy ny taranakao rahatrizay.
Dia misorata anarana hanao ny fiofanana ataonao miaraka amin'ny ONG MADASUN D.I.R.M
Pour tout renseignement, veuillez contacter:
PCA Madasun D.I.R.M. - RAMANANARIVO Olivier
Tél./WhatsApp: 03453 62947
Mail: madasun.ong@gmail.com
Skype: Madasun DIRM
Site web: https://madasun.jimdofree.com - https://coopfihaonana.jimdofree.com